Psalms 147:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa manamafy ny hidim-bavahadinao Izy sady mitahy ny zanakao eo ampofoanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nohamafisiny ny hidim-bavahadinao, hasoaviny ny zanakao eo afovoanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no manamafy ny hidim-bavahadinao, mitahy ny zanakao ao anatinao,
Malagasy Bible 1865
Fa manamafy ny hidim-bavahadinao Izy, Sady mitahy ny zanakao eo afovoanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa manamafy ny hidim-bavahadinao Izy sady mitahy ny zanakao eo ampofoanao.
malagasy
Fa manamafy ny hidim-bavahadinao Izy, Sady mitahy ny zanakao eo afovoanao.