Psalms 147:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatonga ny faritaninao handry fahalemana Izy; vokisany vary tsara indrindra ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataony mandry feizay ny vava taninao, vokisany vary tsara indrindra ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
manisy fiadanana ny faritaninao sy mamoky anao amin’ny vary tsara indrindra,
Malagasy Bible 1865
Mahatonga ny fari-taninao ho fiadanana Izy; Vokisany vary tsara indrindra ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatonga ny faritaninao handry fahalemana Izy; vokisany vary tsara indrindra ianao.
malagasy
Mahatonga ny fari-taninao ho fiadanana Izy; Vokisany vary tsara indrindra ianao.