Psalms 147:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampandeha ny didiny ho amin’ny tany Izy; miely haingana be ny teniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandefa ny teniny ho amin’ny tany Izy, faingana dia faingana ny fandehan’ny teniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mandefa ny baikony eto an-tany ka faingam-piely tokoa ny teniny.
Malagasy Bible 1865
Mampandeha ny didiny ho amin'ny tany Izy; Miely faingana dia faingana ny teniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampandeha ny didiny ho amin’ny tany Izy; miely haingana be ny teniny.
malagasy
Mampandeha ny didiny ho amin'ny tany Izy; Miely faingana dia faingana ny teniny.