Psalms 147:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandatsaka orampanala tahaka ny volon’ondry Izy; mampiely fanala tahaka ny lavenona Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandatsaka oram-panala, tahaka ny volon’ondry izy, ary mandraraka fanala tahaka ny lavenona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no mandatsaka orampanala toa volon’ondry, sy mamafy fanala toa lavenona,
Malagasy Bible 1865
Mandatsaka oram-panala tahaka ny landihazo Izy; Mampiely fanala tahaka ny lavenona Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandatsaka orampanala tahaka ny volon’ondry Izy; mampiely fanala tahaka ny lavenona Izy.
malagasy
Mandatsaka oram-panala tahaka ny landihazo Izy; Mampiely fanala tahaka ny lavenona Izy.[Heb. volon'ondry]