Psalms 147:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandatsaka ny havandrany tahaka ny sombintsombin-javatra Izy; iza no maharitra ny hatsiakany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atsipiny am-bakivàkiny ny vongan-dranomandriny, ka zovy no mahatoha ny hatsîakany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
manipy ranomandry toa sombi-mofo ka tsy misy mahazaka ny hatsiakany.
Malagasy Bible 1865
Mandatsaka ny havandrany ta-haka ny sombintsombin-javatra Izy; Iza no maharitra ny hatsiakany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandatsaka ny havandrany tahaka ny sombintsombin-javatra Izy; iza no maharitra ny hatsiakany?
malagasy
Mandatsaka ny havandrany ta-haka ny sombintsombin-javatra Izy; Iza no maharitra ny hatsiakany?