Psalms 147:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamoaka ny teniny Izy ka mampiempo ireny; mampifofofofo ny rivony Izy dia mandriaka ny rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandefa ny teniny Izy, dia mampiempo an’ireny, mampifofofofo ny rivony Izy, dia mandriaka ny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Alefany ny teniny, ka miempo ireny; atsokany ny rivotra, dia mandriaka ny rano.
Malagasy Bible 1865
Mamoaka ny teniny Izy ka mampiempo ireny; Mampifofofofo ny rivony Izy, dia mandriaka ny rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamoaka ny teniny Izy ka mampiempo ireny; mampifofofofo ny rivony Izy dia mandriaka ny rano.
malagasy
Mamoaka ny teniny Izy ka mampiempo ireny; Mampifofofofo ny rivony Izy, dia mandriaka ny rano.