Psalms 147:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manambara ny teniny amin’i Jakoba Izy ary ny didiny sy ny fitsipiny amin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no nanambara ny teniny tamin’i Jakôba, sy ny didiny amam-pitsipiny tamin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no manambara ny teniny amin’ny taranak’i Jakôba, ny didiny sy fitsipiny amin’ny vahoaka Israely,
Malagasy Bible 1865
Milaza ny teniny amin'i Jakoba Izy Ary ny didiny sy ny fitsipiny amin'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manambara ny teniny amin’i Jakoba Izy ary ny didiny sy ny fitsipiny amin’ny Israely.
malagasy
Milaza ny teniny amin'i Jakoba Izy Ary ny didiny sy ny fitsipiny amin'Isiraely.Tsy nanao toy izany tamin'izay firenena hafa Izy; Ary ny fitsipiny tsy mba fantatr'ireny. Haleloia.