Psalms 147:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manangana an’i Jerosalema NY TOMPO; mamory ny Israely voaroaka Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manangana an’i Jerosalema indray i Iaveh, angoniny ireo tafaely avy tamin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manangana an’i Jerosalema ny TOMPO: ao no hamoriany izay efa niely tamin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Manangana an'i Jerosalema Jehovah; Mamory ny Isiraely voaroaka Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manangana an’i Jerosalema NY TOMPO; mamory ny Israely voaroaka Izy.
malagasy
Manangana an'i Jerosalema Jehovah; Mamory ny Isiraely voaroaka Izy.