Psalms 147:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nanao toy izany tamin’izay firenena hafa Izy ary ny fitsipiny dia tsy mba fantatr’ireny. Haleloia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba nanao toy izany tamin’ny firenena hafa rehetra Izy, ka tsy mahalala ny fitsipiny ireny. Aeloia!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa tsy mba nanao izany tamin’ny firenen-kafa ka ny fitsipiny tsy mba fantatr’ireo. Haleloià!
Malagasy Bible 1865
Tsy nanao toy izany tamin'izay firenena hafa Izy; Ary ny fitsipiny tsy mba fantatr'ireny. Haleloia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nanao toy izany tamin’izay firenena hafa Izy ary ny fitsipiny dia tsy mba fantatr’ireny. Haleloia.
malagasy
Tsy nanao toy izany tamin'izay firenena hafa Izy; Ary ny fitsipiny tsy mba fantatr'ireny. Haleloia.