Psalms 147:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manasitrana ny torotoro fo Izy ary mamehy ny feriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sitraniny ireo torotoro fo, ary feheziny ny ferin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manasitrana ny torotoro fo Izy sy mamehy ny ferin’ireo.
Malagasy Bible 1865
Mahasitrana ny torotoro fo Izy Sy mamehy ny feriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manasitrana ny torotoro fo Izy ary mamehy ny feriny.
malagasy
Mahasitrana ny torotoro fo Izy Sy mamehy ny feriny.