Psalms 147:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Milaza ny isan’ny kintana Izy; samy tononiny amin’ny anarany avy ireny rehetra ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manisa ny isan’ny kintana Izy, ary tononiny samy amin’ny anarany avy izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manisa tsirairay ny kintana Izy sy miantso azy amin’ny anarany avy.
Malagasy Bible 1865
Milaza ny isan'ny kintana Izy: Samy tononiny amin'ny anarany ireny rehetra ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Milaza ny isan’ny kintana Izy; samy tononiny amin’ny anarany avy ireny rehetra ireny.
malagasy
Milaza ny isan'ny kintana Izy: Samy tononiny amin'ny anarany ireny rehetra ireny.