Psalms 147:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lehibe ny Tompontsika sady be hery; tsy hita lany ny fahalalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lehibe ny Tompontsika ary tsy misy fetra ny heriny; sady tsy manam-petra ny fahalalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehibe ny Tompontsika sady mahery; tsy misy fetra ny fahalalàny.
Malagasy Bible 1865
Lehibe ny Tompontsika sady be hery; Tsy hita lany ny fahalalany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lehibe ny Tompontsika sady be hery; tsy hita lany ny fahalalany.
malagasy
Lehibe ny Tompontsika sady be hery; Tsy hita lany ny fahalalany.