Psalms 147:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manohana ny mpandefitra NY TOMPO, fa mampietry ny ratsy fanahy hatrany amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manati-bonjy ho an’ny manetry tena i Iaveh, fa manetry ny ratsy fanahy amin’ny tany kosa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manarina ny ory ny TOMPO fa manetry ny olon-dratsy hatramin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Manandratra ny mpandefitra Jehovah, Fa mampietry ny ratsy fanahy hatramin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manohana ny mpandefitra NY TOMPO, fa mampietry ny ratsy fanahy hatrany amin’ny tany.
malagasy
Manandratra ny mpandefitra Jehovah, Fa mampietry ny ratsy fanahy hatramin'ny tany.