Psalms 147:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihirà fiderana ho an’NY TOMPO; mankalazà an’Andriamanitsika amin’ny lokanga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova hira fisaorana ho an’i Iaveh; mankalazà ny Andriamanitsika amin’ny harpa!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihirà fiderana ho an’ny TOMPO ianareo; mankalazà an’Andriamanitsika amin’ny lokanga:
Malagasy Bible 1865
Mihirà fiderana ho an'i Jehovah; Mankalazà an'Andriamanitsika amin'ny lokanga,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihirà fiderana ho an’NY TOMPO; mankalazà an’Andriamanitsika amin’ny lokanga.
malagasy
Mihirà fiderana ho an'i Jehovah; Mankalazà an'Andriamanitsika amin'ny lokanga,