Psalms 147:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no manaron-drahona ny lanitra, Izy no manamboatra ranonorana ho amin’ny tany, Izy no mampaniry ahitra ny tendrombohitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa saronany rahona ny lanitra, ary ny tany amonònany ranonorana; mampaniry ahitra ny tendrombohitra Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no manaron-drahona ny lanitra manomana orana ho an’ny tany, mampitsiry ahitra ny tanety, mamokatra anana ho an’ny olona,
Malagasy Bible 1865
Izay manaron-drahona ny lanitra, Izay mamboatra ranonorana ho amin'ny tany, Izay mampaniry ahitra ny tendrombohitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no manaron-drahona ny lanitra, Izy no manamboatra ranonorana ho amin’ny tany, Izy no mampaniry ahitra ny tendrombohitra,
malagasy
Izay manaron-drahona ny lanitra, Izay mamboatra ranonorana ho amin'ny tany, Izay mampaniry ahitra ny tendrombohitra,