Psalms 148:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haleloia. Miderà NY TOMPO avy any an-danitra, miderà Azy, ianareo any ambony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà an’i Iaveh any an-tampon’ny lanitra, miderà Azy any ambony any!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haleloià! Miderà ny TOMPO ianareo any an-danitra any; eny, miderà Azy ianareo any ambony any.
Malagasy Bible 1865
Haleloia. Miderà an'i Jehovah, ry any an-danitra; Miderà Azy any ambony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haleloia*. Miderà NY TOMPO avy any an-danitra, miderà Azy, ianareo any ambony.
malagasy
[Fiantsoana izao rehetra izao hidera an'Andriamanitra] Haleloia. Miderà an'i Jehovah, ry any an-danitra; Miderà Azy any ambony.