Psalms 148:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny bibidia sy ny biby fiompy rehetra, ny biby mandady na mikisaka ary ny voromanidina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
biby dia amam-biby fiompy isan-karazany; biby mandady amam-boro-manana elatra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ry bibidia sy biby fiompy rehetra, ry biby mandady sy voro-manidina.
Malagasy Bible 1865
Ny bibi-dia sy ny biby fiompy rehetra, Ny biby mandady na mikisaka ary ny voro-manidina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny bibidia sy ny biby fiompy rehetra, ny biby mandady na mikisaka ary ny voromanidina,
malagasy
Ny bibi-dia sy ny biby fiompy rehetra, Ny biby mandady na mikisaka ary ny voro-manidina,