Psalms 148:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny mpanjaka amin’ny tany sy ny vahoaka rehetra, ny mpitondra sy ny mpitsara rehetra amin’ny tany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mpanjakan’ny tany mbamin’ny vahoaka rehetra, mpanapaka mbaminareo rehetra mpitsara amin’ny tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà Azy, ry mpanjakan’ny tany sy ry vahoaka rehetra, ry mpitondra sy mpifehy rehetra eran-tany,
Malagasy Bible 1865
Ny mpanjaka amin'ny tany sy ny vahoaka rehetra, Ny mpanapaka sy ny mpitsara rehetra amin'ny tany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny mpanjaka amin’ny tany sy ny vahoaka rehetra, ny mpitondra sy ny mpitsara rehetra amin’ny tany,
malagasy
Ny mpanjaka amin'ny tany sy ny vahoaka rehetra, Ny mpanapaka sy ny mpitsara rehetra amin'ny tany,