Psalms 148:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary manandratra tandroka ho an’ny olony Izy, dia fiderana ho an’ny olony masina rehetra; eny, ho an’ny Zanak’Israely, firenena akaiky Azy. Haleloia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanandratra ny fahefan’ny vahoakany Izy, foto-piderana amin’izay rehetra miraiki-po aminy, dia amin’ny zanak’i Israely firenena akaiky Azy. Aleloia!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataony mitraka sy mahery ny vahoakany; ka midera ny TOMPO ireo mpivavaka aminy, dia ireo Israelita vahoaka lalainy. Haleloià!
Malagasy Bible 1865
Ary manandratra tandroka ho an'ny olony Izy, Dia fiderana ho an'ny olony masina rehetra, Eny, ho an'ny Zanak'Isiraely, firenena akaiky Azy. Haleloia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary manandratra tandroka* ho an’ny olony Izy, dia fiderana ho an’ny olony masina rehetra; eny, ho an’ny Zanak’Israely, firenena akaiky Azy. Haleloia.
malagasy
Ary manandratra tandroka ho an'ny olony Izy, Dia fiderana ho an'ny olony masina rehetra, Eny, ho an'ny Zanak'Isiraely, firenena akaiky Azy. Haleloia.