Psalms 148:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà Azy, ry masoandro amam-bolana; miderà Azy, ry kintana mazava rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà Azy, ry masoandro amam-bolana; miderà Azy, ianareo kintana mamirapiratra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà Azy, ry masoandro amam-bolana; miderà Azy, ry kinta-mazava rehetra.
Malagasy Bible 1865
Miderà Azy, ry masoandro amam-bolana; Miderà Azy, ry kintana mazava rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà Azy, ry masoandro amam-bolana; miderà Azy, ry kintana mazava rehetra.
malagasy
Miderà Azy, ry masoandro amam-bolana; Miderà Azy, ry kintana mazava rehetra.