Psalms 148:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà Azy, ry lanitry ny lanitra, ary ianareo rano any ambonin’ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà azy ry lanitry ny lanitra ary ianareo rano ambonin’ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà Azy, ry lanitra faratampony mbaminareo rano any ambonin’ny habakabaka.
Malagasy Bible 1865
Miderà Azy, ry lanitry ny lanitra, Ary ianareo rano ambonin'ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà Azy, ry lanitry ny lanitra, ary ianareo rano any ambonin’ny lanitra.
malagasy
Miderà Azy, ry lanitry ny lanitra, Ary ianareo rano ambonin'ny lanitra.