Psalms 148:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hidera ny anaran’NY TOMPO ireo, fa Izy no nandidy dia ary ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hidera ny Anaran’i Iaveh ireo: fa mandidy Izy, dia àry izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ireo samy hidera ny anaran’ny TOMPO, satria Izy no nandidy, dia ary ireo
Malagasy Bible 1865
Aoka hidera ny anaran'i Jehovah ireo; Fa Izy no nandidy, dia ary ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hidera ny anaran’NY TOMPO ireo, fa Izy no nandidy dia ary ireo.
malagasy
Aoka hidera ny anaran'i Jehovah ireo; Fa Izy no nandidy, dia ary ireo.