Psalms 148:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampitoetra ireo ho mandrakizay doria Izy; nomeny lalàna ireo ka tsy hihoatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampitoetra ireo ho mandrakizay doria Izy, ary nametraka lalàna izay tsy hodikaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nataony maharitra mandrakizay sy nomeny lalàna tsy azo dikaina!
Malagasy Bible 1865
Nampitoetra ireo ho mandrakizay doria Izy; Nomen-dalàna ireo ka tsy mba mihoatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampitoetra ireo ho mandrakizay doria Izy; nomeny lalàna ireo ka tsy hihoatra izany.
malagasy
Nampitoetra ireo ho mandrakizay doria Izy; Nomen-dalàna ireo ka tsy mba mihoatra.