Psalms 148:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà NY TOMPO avy etỳ an-tany. Ianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà an’i Iaveh etỳ an-tany, ry biby goay be anaty ranomasina, mbaminareo rehetra ranomasin-dehibe,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà ny TOMPO ianareo eto an-tany; miderà Azy, ry dragona sy rano lalimbe rehetra,
Malagasy Bible 1865
Midera an'i Jehovah etỳ an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà NY TOMPO avy etỳ an-tany. Ianareo dragona* sy ianareo rano lalina rehetra,
malagasy
Midera an'i Jehovah etỳ an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra,