Psalms 148:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny afo sy ny havandra, ny orampanala sy ny zavona, ny rivotra mahery izay mankatò ny teniny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
afo aman-kavandra, oram-panala aman’etona, rivotra mahery izay manatanteraka ny fandaharany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ry afo sy havandra, ry orampanala sy zavona, ry rivotra mahery izay mpankatò ny teniny;
Malagasy Bible 1865
Ny afo sy ny havandra, ny oram-panala sy ny zavona, Ny rivotra mahery izay mankatò ny teniny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny afo sy ny havandra, ny orampanala sy ny zavona, ny rivotra mahery izay mankatò ny teniny,
malagasy
Ny afo sy ny havandra, ny oram-panala sy ny zavona, Ny rivotra mahery izay mankatò ny teniny,