Psalms 149:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hifaly amin’ny Mpanao azy ny Israely; aoka hiravoravo amin’ny Mpanjakany ny zanak’i Ziona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hifaly amin’ny Mpahary azy anie i Israely, hientan-karavoana amin’ny Mpanjakany anie ny zanak’i Siôna!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hifaly anie ny vahoaka Israely, fa ny Tompo no Mpanao azy; hiravo anie ny terak’i Tsiôna, fa Izy no mpanjakany!
Malagasy Bible 1865
Aoka ny Isiraely hifaly amin'ny Mpanao azy; Aoka ho finaritra amin'ny Mpanjakany ny zanak'i Ziona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hifaly amin’ny Mpanao azy ny Israely; aoka hiravoravo amin’ny Mpanjakany ny zanak’i Ziona*.
malagasy
Aoka ny Isiraely hifaly amin'ny Mpanao azy; Aoka ho finaritra amin'ny Mpanjakany ny zanak'i Ziona.