Psalms 149:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hidera ny anarany amin’ny dihy izy ary hankalaza Azy amin’ny ampongatapaka sy ny lokanga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka izy ireo hidera ny Anarany amin’ny dihiny; aoka hihira Azy amin’ny ampongatapaka sy ny harpa!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoderaina amin-dihy anie ny anaran’ny Tompo, ka hankalazaina amin’amponga sy lokanga
Malagasy Bible 1865
Aoka hidera ny anarany amin'ny dihy izy Sy hankalaza Azy amin'ny ampongatapaka sy ny lokanga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hidera ny anarany amin’ny dihy izy ary hankalaza Azy amin’ny ampongatapaka sy ny lokanga.
malagasy
Aoka hidera ny anarany amin'ny dihy izy Sy hankalaza Azy amin'ny ampongatapaka sy ny lokanga.