Psalms 149:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hiravoravo amin’ny voninahitra ny olona masina; aoka hihoby tsara eo am-pandrianany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandresy amim-boninahitra ny mpino, mienta-kafaliana eo am-pandriany izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpivavaka anie hientanentana hanome voninahitra v ny Tompo; hanao hobin-kafaliana anie ireo na dia mandritra ny alina aza,
Malagasy Bible 1865
Aoka ny olona masina hifaly amin'ny voninahitra; Aoka hihoby tsara eo am-pandriany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hiravoravo amin’ny voninahitra ny olona masina; aoka hihoby tsara eo am-pandrianany izy.
malagasy
Aoka ny olona masina hifaly amin'ny voninahitra; Aoka hihoby tsara eo am-pandriany izy.