Psalms 149:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hisy fanandratana an’Andriamanitra eo am-bavany ary sabatra roa lela eny an-tanany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo am-bavany ny fiderana an’Andriamanitra, ary eo an-tanany ny sabatra roa lela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka am-bava hanandratra an’Andriamanitra, an-tanana hanainga sabatra roa lela!
Malagasy Bible 1865
Aoka hisy fanandratana an'Andriamanitra eo am-bavany Sy sabatra roa lela eny an-tànany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hisy fanandratana an’Andriamanitra eo am-bavany ary sabatra roa lela eny an-tanany,
malagasy
Aoka hisy fanandratana an'Andriamanitra eo am-bavany Sy sabatra roa lela eny an-tànany,