Psalms 149:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hamaliany ny Jentilisa sy hamaizany ny firenena maro,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba hanao famaliana an’ireo firenena, sy hamay an’ireo vahoaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mamaly faty an’ireo hafa firenena sy manao famaizana ny vahoakany,
Malagasy Bible 1865
Hamaliany ny Jentilisa Sy hamaizany ny firenena maro,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hamaliany ny Jentilisa* sy hamaizany ny firenena maro,
malagasy
Hamaliany ny Jentilisa Sy hamaizany ny firenena maro,