Psalms 149:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hamatorany ireo mpanjakany amin’ny gadra, sy ny olo-malazany amin’ny gadra vy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hamatotra ny mpanjakan’ireny amin’ny gadra, ary ny olo-malazan’ireny amin’ny gadra vy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny mamatotra ireo mpanjakany sy managadra ireo mpifehy azy,
Malagasy Bible 1865
Hamatorany ireo mpanjakany amin'ny gadra, Sy ny olo-malazany amin'ny gadra vy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hamatorany ireo mpanjakany amin’ny gadra, sy ny olo-malazany amin’ny gadra vy,
malagasy
Hamatorany ireo mpanjakany amin'ny gadra, Sy ny olo-malazany amin'ny gadra vy.Mba hanaovany ny fitsarana voasoratra: Voninahitry ny olony masina rehetra Izany. Haleloia.