Psalms 149:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hanaovany ny fitsarana voasoratra: voninahitry ny olony masina rehetra izany. Haleloia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hampihatra amin’izy ireo ny teny fitsarana voasoratra: Voninahitra voatokana ho an’ny mpino azy rehetra izany. Aleloia!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny mampihatra amin’ireny ny fitsarana voarakitra an-tsoratra: izany sy izany no zavatra ireharehana ho an’izay rehetra mpivavaka amin’ny Tompo. Haleloià!
Malagasy Bible 1865
Mba hanaovany ny fitsarana voasoratra: Voninahitry ny olony masina rehetra Izany. Haleloia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hanaovany ny fitsarana voasoratra: voninahitry ny olony masina rehetra izany. Haleloia.
malagasy
Mba hanaovany ny fitsarana voasoratra: Voninahitry ny olony masina rehetra Izany. Haleloia.