Psalms 15:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, iza no hitoetra ao amin’ny tabernakelinao? Iza no honina ao amin’ny tendrombohitrao masina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, iza no honina ao an-dainao? Zovy no hitoetra ao an-tendrombohitrao masina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo nataon’i Davida. –TOMPO ô, iza moa no horaisina an- tempolinao sy hahazo toerana eo an-tendrombohitrao masina?
Malagasy Bible 1865
Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, iza no hitoetra ao amin'ny tabernakelinao? iza no honina ao an-tendrombohitrao masina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, iza no hitoetra ao amin’ny tabernakelinao? Iza no honina ao amin’ny tendrombohitrao masina?
malagasy
[Ny toetry ny olona izay mahazo monina ao amin'Andriamanitra] Salamo nataon'i Davida. Jehovah ô, iza no hitoetra ao amin'ny tabernakelinao? iza no honina ao an-tendrombohitrao masina?