Psalms 15:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mandeha tsy misy tsiny ary manao izay mahitsy sady misaintsaina ny marina ao am-pony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mandeha amin’ny tsy fananan-tsiny, izay manaraka ny rariny, ka milaza ny marina ao am-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Izay tsy manan-tsiny, izay mitandro rariny ka milaza tokoa ny marina ao am-pony;
Malagasy Bible 1865
Izay mandeha tsy misy tsiny ary manao izay mahitsy, sady misaintsaina ny marina ny fony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mandeha tsy misy tsiny ary manao izay mahitsy sady misaintsaina ny marina ao am-pony.
malagasy
Izay mandeha tsy misy tsiny ary manao izay mahitsy, sady misaintsaina ny marina ny fony;