Psalms 15:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy manendrikendrika amin’ny lelany izy sady tsy manisy ratsy ny sakaizany no tsy manao izay hahafa-baraka ny namany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy manendrikendrika amin’ny lelany izy, tsy manisy ratsy ny rahalahiny, tsy manala baraka ny namany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy manao teny manendrikendrika olona sady tsy manisy ratsy ny namany, na manompa ny mpiara-monina aminy;
Malagasy Bible 1865
Tsy manendrikendrika amin'ny lelany, sady tsy manisy ratsy ny sakaizany, ary tsy manao izay hahafa-baraka ny namany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy manendrikendrika amin’ny lelany izy sady tsy manisy ratsy ny sakaizany no tsy manao izay hahafa-baraka ny namany.
malagasy
Tsy manendrikendrika amin'ny lelany, sady tsy manisy ratsy ny sakaizany, ary tsy manao izay hahafa-baraka ny namany,