Psalms 150:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haleloia. Miderà an’Andriamanitra eo amin’ny fitoerany masina. Miderà Azy eo amin’ny habakabaky ny heriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà an’Andriamanitra eo amin’ny fitoerany masina! Miderà Azy amin’ny fitoeran’ny fahefany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haleloià! Miderà an’Andriamanitra eo amin’ny Toeramasiny, Miderà Azy eo amin’ny habakabaka isehoan’ny fahefàny.
Malagasy Bible 1865
Haleloia. Miderà an'Andriamanitra eo amin'ny fitoerany masina. Miderà Azy eo amin'ny habakabaky ny heriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haleloia*. Miderà an’Andriamanitra eo amin’ny fitoerany masina. Miderà Azy eo amin’ny habakabaky ny heriny.
malagasy
[Haleloia farany] Haleloia. Miderà an'Andriamanitra eo amin'ny fitoerany masina. Miderà Azy eo amin'ny habakabaky ny heriny.