Psalms 150:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà Azy noho ny asany lehibe. Miderà Azy araka halehibiazan’ny voninahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà Azy noho ny asa nataony amin-kerim-po! Miderà Azy araka ny fahalehibeazany tsy hita noanoa!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà Azy noho ny asany mahery, Miderà Azy noho ny halehibeny tapitra ohatra.
Malagasy Bible 1865
Midera Azy noho ny asany lehibe; Miderà Azy araka ny haben'ny voninahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà Azy noho ny asany lehibe. Miderà Azy araka halehibiazan’ny voninahiny.
malagasy
Midera Azy noho ny asany lehibe; Miderà Azy araka ny haben'ny voninahiny.