Psalms 150:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà Azy amin’ny fitsofana ny anjomara. Miderà Azy amin’ny valiha sy ny lokanga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà Azy amin’ny feon-trômpetra! Miderà Azy amin’ny harpa aman-dokanga!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà Azy amin’ny fitsofana anjomara, Miderà Azy amim-baliha sy lokanga.
Malagasy Bible 1865
Miderà Azy amin'ny fitsofana ny anjomara; Miderà Azy amin'ny valiha sy ny lokanga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà Azy amin’ny fitsofana ny anjomara. Miderà Azy amin’ny valiha sy ny lokanga.
malagasy
Miderà Azy amin'ny fitsofana ny anjomara; Miderà Azy amin'ny valiha sy ny lokanga.