Psalms 150:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà Azy amin’ny ampongatapaka sy ny dihy. Miderà Azy amin’ny zavamaneno tendrena sy ny sodina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà Azy amin’ny dihy miaraka amin’ny ampongatapaka! Miderà Azy amin’ny sodina aman-java-maneno tendrena!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà Azy amin’amponga sy dihy, Miderà Azy amin’ny jejilava sy sodina.
Malagasy Bible 1865
Miderà Azy amin'ny ampongatapaka sy ny dihy; Miderà Azy amin'ny zava-maneno tendrena sy ny sodina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà Azy amin’ny ampongatapaka sy ny dihy. Miderà Azy amin’ny zavamaneno tendrena sy ny sodina.
malagasy
Miderà Azy amin'ny ampongatapaka sy ny dihy; Miderà Azy amin'ny zava-maneno tendrena sy ny sodina.