Psalms 150:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà Azy amin’ny kipantsona maneno. Miderà Azy amin’ny kipantsona tsara feo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà Azy amin’ny kipantsona mazava feo! miderà Azy amin’ny kipantsona mikarantsana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà Azy amin’ny kipantsona madinika, Miderà Azy amin’ny kipantsona vaventy.
Malagasy Bible 1865
Miderà Azy amin'ny kipantsona maneno; Miderà Azy amin'ny kipantsona tsara feo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà Azy amin’ny kipantsona maneno. Miderà Azy amin’ny kipantsona tsara feo.
malagasy
Miderà Azy amin'ny kipantsona maneno; Miderà Azy amin'ny kipantsona tsara feo.Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an'i Jehovah. Haleloia.