Psalms 150:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera NY TOMPO. Haleloia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hidera an’i Iaveh ny manam-pofon’aina rehetra! Aleloia!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny mananaina rehetra samy hidera ny TOMPO! Haleloià!
Malagasy Bible 1865
Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an'i Jehovah. Haleloia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera NY TOMPO. Haleloia.
malagasy
Aoka izay rehetra manam-pofonaina samy hidera an'i Jehovah. Haleloia.