Psalms 16:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Arovy aho, Andriamanitra ô, fa mialoka Aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiran’i Davida. Ambeno aho, ry Andriamanitra ô, fa mifefy aminao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hira malefaka nataon’i Davida. Andriamanitra ô, arovy aho satria Ianao no fialofako.
Malagasy Bible 1865
Miktama nataon'i Davida. Arovy aho, Andriamanitra ô, fa mialoka aminao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Arovy aho, Andriamanitra ô, fa mialoka Aminao.
malagasy
[Ny fahatokiana an'Andriamanitra, Izay fototry ny soa, na dia tonga aza ny fahoriana sy ny fahafatesana] Miktama nataon'i Davida. Arovy aho, Andriamanitra ô, fa mialoka aminao aho.