Psalms 16:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy ho foinao ho any amin’ny fitoeran’ny maty ny aiko, tsy hamela ny matoky anao ho latsaka ao an-davaka Ianao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy ho foinao ho any amin’ny Seoly ny fanahiko; tsy havelanao hahita ny fahalòvana ilay tia Anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria Ianao tsy manary ahy ho rembin’ny fonenan’ny maty sady tsy mamela ahy hogiazan’ny fasana noho izaho tena mpivavaka aminao.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ho foinao ho any amin'ny fiainan-tsi-hita ny aiko; tsy hamela ny Iray Masinao ho latsaka ao amin'ny lavaka Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy ho foinao ho any amin’ny fitoeran’ny maty* ny aiko, tsy hamela ny matoky anao ho latsaka ao an-davaka Ianao,
malagasy
Fa tsy ho foinao ho any amin'ny fiainan-tsi-hita ny aiko; tsy hamela ny Iray Masinao ho latsaka ao amin'ny lavaka Hianao.[Heb: Sheola][Heb: hahita][Na: ho tratry ny lò]Hampahafantatra ahy ny lalan'aina Hianao; fa havokisam-pifaliana no eo anatrehanao, ary fahafinaretana no eo an-tananao an-kavanana mandrakizay.