Psalms 16:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho amin’NY TOMPO: Tompoko Ianao, tsy misy soa ananako azo oharina Aminao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho amin’i Iaveh: «Tompoko Ianao, Ianao irery no fananako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy aho tamin’ny TOMPO: «Ianao tokoa no Tompoko ka tsy misy hasambarako, raha tsy eo akaikinao!»
Malagasy Bible 1865
Hoy izaho ny amin'i Jehovah: Tompoko Hianao; tsy misy soa ananako azo oharina aminao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho amin’NY TOMPO: Tompoko Ianao, tsy misy soa ananako azo oharina Aminao!
malagasy
Hoy izaho ny amin'i Jehovah: Tompoko Hianao; tsy misy soa ananako azo oharina aminao;