Psalms 16:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho an’ny olona masina ambonin’ny tany sy ireo olona tsara laza ny fankasitrahako rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olo-masina izay ety amin’ny tany, ireo malaza, dia tiako amin’ny foko rehetra».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vahoakan’Andriamanitra eto amin’ny tany no tena tsara laza ka sitrako fatratra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny amin'ny olona masina ambonin'ny tany, ireo no olona tsara laza izay sitrako indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho an’ny olona masina ambonin’ny tany sy ireo olona tsara laza ny fankasitrahako rehetra.
malagasy
Ary ny amin'ny olona masina ambonin'ny tany, ireo no olona tsara laza izay sitrako indrindra. [Na: Dia izaho sy ny olona ambonin'ny tany, Ary ny olona tsara laza izay sitrako indrindra]