Psalms 16:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no anjara lovako sy kapoakako; Ianao no mampaharitra ny anjarako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh no anjara lovako aman-kapoakako; Ianao no miantoka ny anjarako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, Ianao no zarako sy lovako; Ianao tokoa no mitantana ny hoaviko.
Malagasy Bible 1865
Jehovah no anjara lovako sy kapoakako; Hianao no mampaharitra ny anjarako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no anjara lovako sy kapoakako; Ianao no mampaharitra ny anjarako.
malagasy
Jehovah no anjara lovako sy kapoakako; Hianao no mampaharitra ny anjarako.