Psalms 16:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny voafaritra ho anjarako dia eo amin’ny tany mahafinaritra; eny, lova tsara tarehy ho ahy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Norefesin’ny famolaina izay anjarako soa, eny lova soa indrindra no lasako ho ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zava-mahafinaritra no voatendry ho ahy; eny, ilay fananana soa indrindra no azoko.
Malagasy Bible 1865
Ny voafaritra ho anjarako dia eo amin'ny tany mahafinaritra; eny, manan-dova tsara aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny voafaritra ho anjarako dia eo amin’ny tany mahafinaritra; eny, lova tsara tarehy ho ahy izany.
malagasy
Ny voafaritra ho anjarako dia eo amin'ny tany mahafinaritra; eny, manan-dova tsara aho.