Psalms 16:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisaotra NY TOMPO izay manolotsaina ahy aho; na amin’ny alina aza dia mananatra ahy ny foko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Isaorako i Iaveh izay nanolo-tsaina ahy; na dia alina aza ny andro mbola anarin’ny foko ihany aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Isaorako ny TOMPO Izay manolo-tsaina ahy; na amin’ny alina aza dia anarin’ny eritreritro aho.
Malagasy Bible 1865
Hisaotra an'i Jehovah Izay manome saina ahy aho; ary na amin'ny alina aza dia mananatra ahy ny foko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisaotra NY TOMPO izay manolotsaina ahy aho; na amin’ny alina aza dia mananatra ahy ny foko.
malagasy
Hisaotra an'i Jehovah Izay manome saina ahy aho; ary na amin'ny alina aza dia mananatra ahy ny foko. [Na: mamporisika][Heb: voako]