Psalms 16:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataoko eo anatrehako mandrakariva NY TOMPO; rehefa eo ankavanako Izy dia tsy mangozohozo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataoko eo imasoko mandrakariva i Iaveh, fa eo ankavanako Izy; tsy hangozohozo aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataoko eo anoloako mandrakariva ny TOMPO, eo ankavanako Izy ka tsy hihontsona aho.
Malagasy Bible 1865
Ataoko eo anatrehako mandrakariva Jehovah, fa eo an-kavanako Izy, ka dia tsy hangozohozo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataoko eo anatrehako mandrakariva NY TOMPO; rehefa eo ankavanako Izy dia tsy mangozohozo aho.
malagasy
Ataoko eo anatrehako mandrakariva Jehovah, fa eo an-kavanako Izy, ka dia tsy hangozohozo aho.