Psalms 16:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no ifalian’ny foko sy iravoravoan’ny fanahiko; eny, na ny nofoko aza dia mitoetra tsy manana ahiahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia faly ny foko, ravo ny fanahiko; mandry tsy amin’ahiahy mbamin’ny vatako aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa faly sy ravo ny fo amam-panahiko, ary izany no itoerako amim-pahatokiana;
Malagasy Bible 1865
Izany no ifalian'ny foko sy iravoravoan'ny fanahiko; eny, ny nofoko aza hitoetra tsy manana ahiahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no ifalian’ny foko sy iravoravoan’ny fanahiko; eny, na ny nofoko aza dia mitoetra tsy manana ahiahy.
malagasy
Izany no ifalian'ny foko sy iravoravoan'ny fanahiko; eny, ny nofoko aza hitoetra tsy manana ahiahy.[Heb: voninahitro]